Aller au contenu

homestay

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy[Ovay]

Anarana iombonana

homestay

  1. rafitra iray ahafahan'ireo mpianatra, mitsidika firenena vahiny mba hianatra, mipetraka aminà fianakaviana iray ao an-toerana aminà vidiny mirary
  2. trano izay ampiasaina ho fonenan'ny tompony voalohany indrindra, nefa misy ny fandraharahana amin'ny fampiantranoana vahiny mandoa vola

Tsiahy