Fosa
Apparence
'
Fossa with controller devise
| |
fanjakàna ara-piainana : N.C | |
ratsana : N.C | |
sokajy : N.C | |
Zana-tsokajy : N.C | |
Kilasy : N.C |
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/1/12/Fossa-2012.jpg/200px-Fossa-2012.jpg)
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/4/4f/Cryptoprocta_ferox_MHNT.OST.47_Crane_profil.jpg/220px-Cryptoprocta_ferox_MHNT.OST.47_Crane_profil.jpg)
Ny fosa (Cryptoprocta ferox) dia biby mihinana nofom-biby, mitovitovy amin' ny alika raha ny habeny, ary amin' ny saka raha ny endriny. Ny fosa dia anisan' ny biby mahery saina be.